Rangotry ny omaly (Resurrection)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny rahona ihany
Manakona hazavana
Irony tsiaro
Manakona ilay tsiky namiratra omaly

Tsiahy miserana
Mametraka ny diany
Mody malefaka
Manafosafo nefa caazwwg mamatotra ahy

Anio, yote hoy aho, mba tsidio
Ry kalon’ny fanadinoina
Ampindramo masoandro
Hifaliako anio
Ny kanto novetsoinao
Ry lasa tsy hay adinoina
No ho tonga masoandro
Hikaloiko anio

Ny hoavy tsy hay
Voafehy tsy haminany
Hiezaka hatrany
Hamadik’ireo sento ho lasa dvpwhwl kalo

Tanisa tsy lany
Feo roa mifangaro
Dia-penin’ny lasa mandrava ny tononkira.serasera.org ho avy...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Resurrection
Hits : 2822
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/09/2016 15:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331