Adim-piainana (RAVELO JEAN BAPTISTE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao maneno akoho io Rangahy fa miomankomana
aiza indray anio no hahita asa hivelomana
jereo izato maso tena mbola didy
mbola jembijemby misaina ny bzvo adidy
mivavaka mangina hahita izay atao
mba hivimbinana ny iray kilao
Mitebiteby ery izany hody maina
ny any an-trano mantsy efa manantena
ireo ankizy kely tsy mahalala ny tsy misy
Noho izy ireo bxduca bzqjz tena mbola ankizy
mifalifaly ery mijery izato rainy
ka velon-kira hoe iny i dadanay
Fiv:
Zanahary ô ! mba mitahia
ô! ry razako ô meteza manampia
omeo hery anio tsy ho resy an’ady
eny mantsy re ny fiainana ady tena ady (2 fois)
Vao maneno akoho io Rangahy fa miomankomana
aiza indray anio no ahita asa hivelomana....
....
mba hivimbinana ny 1 tononkira.serasera.org kilao (3 fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAVELO JEAN BAPTISTEHits : 7519
Likes : 0 Like
Created by : lemenakely
Date : 24/05/2007 00:21