Hiderako (Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wsgcdtq 1- Hiderako an'Andriamanitra
Ny fahaizako tononkira.serasera.org sy ny xhhsadre talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
2- Indro asandratro ho Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
Ianao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy Andriamanitro (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso sskj ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Ny fahaizako tononkira.serasera.org sy ny xhhsadre talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
2- Indro asandratro ho Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
Ianao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy Andriamanitro (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso sskj ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka)Visites : 295
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 26/06/2025 14:34
