Hiderako (Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hiderako an'Andriamanitra
Ny fahaizako sy ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny rgxdmvl anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fydraqov fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
2- Indro asandratro ho Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
Ianao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy Andriamanitro (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny rsna tononkira.serasera.org hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Ny fahaizako sy ny talentako
Dia hanakoako any an-danitra
Tena vetso fiderana avy ao am-po (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny hosana
Amin'ny rgxdmvl anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fydraqov fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
2- Indro asandratro ho Anao ry Ray Tsitoha
Ny Anaranao mitoetra anatiko
Ianao no mitsinjo manasoa
Tompoko ianao sy Andriamanitro (x 2)
Refrain :
Ka manomboka izao dia tsy hitsahatra
Ny hiantso ny Anaranao
Amin'ny rsna tononkira.serasera.org hosana
Amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
Amin'ny hosana, amin'ny anjomara
Amin'ny fahatsaran'ny feo fiderana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - Sampana Vokovokomanga (FJKM Ambohidroa Antehiroka)Hits : 296
Likes : 1 Like
Created by : hagamamytahiana2023
Date : 26/06/2025 14:34
