Ny Fitiavana (Arka Zor Ama alias Ramarozaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana tena fitiavana ,tsy aterak'izay fahendrena
Fa matetika dia toa finiavana,ka tsy azo mba teriterena
Jereo ary ange azafady ,hita maso fa tsy mba tantara csgaw
Ireo olona izay manambady ,dia milaza ny azy ho tsara
K'ireo mpanaratsy,mampihomehy,ny anay haratsiana mitombo tarehy...hahahaa,iiii!!! (in-2)
Fotsy efa hatsatra loatra ,miendri-bazaha hono izany
Mainka fa dia tafahoatra,mateza jerena hatrany
Fonentana na keliray,santionany nomen-janahary
Matavy koa anankiray ,mpanjakan'ny zavaboahary
K'ireo mpanaratsy mampihomehy, ny anay bzmx haratsiana mitombo tarehy ,hahahaa,iiii!!!(in-2)
Ka aoka ianao tsy hilaza, kgqk fa ranona diso fifidy
Na hoe ka manao sain-jaza, satria ny fo no mandidy
Ireto mifidy ny "oui",ireto mifidy ny tsia
Izy ireo samy tia tanindrazana hoy ny olona hendry mitazana
K'ireo mpanaratsy, mampihomehy, ny anay haratsiana mitombo tarehy ,hahaha,iiii!!!!(in-2)
Aza miady ,mifanaikera,hoy ny ankizy f'izaho dokotera
Aza miady mifandefera,hoy izahay dia ny eny hidera
Pôlitikan'ny olona hendry ,vazaha mody miady raha miasa
Rehefa azo ny zava-kinendry,hadino daholo ny lasa
K'ireo mpanaratsy ,mampihomehy ,ny antsika haratsiana mitombo tarehy ,hahahaa, iiii!!!(in-2)
Azo ny fahaleovantena, samy faly ny tia tanindrazana
Izay mpamadika sisa no mena ,nivontirika mihidy tononkira.serasera.org vazana

Izay mpamadika sisa no mena ,nivontirika mihidy vazana
K'ireo mpanaratsy ,mampihomehy, ny antsika haratsiana mitombo tarehy, hahahaa, iiii!!!(in-2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Arka Zor Ama alias RamarozakaVisites : 2699
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 02/04/2016 21:12