Ny tia sy ny tiana (Ramanoelina Joseph)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tia sy ny tiana
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Fo ankiroa nefa tena iray
Sasatra foana rxbzurur ny mpankahala
Mpisompatra antsika e no lasa adala
Ny mpisompatra antsika eny ho lasa adala
Fitia: mifamatotra mifangia
Fo: mifanojo fa samy tia
Tsy: an-tendromolotra f’ao anaty
Fitia: miara-belona, miara-maty
Tsy an-tendro tononkira.serasera.org molotra f’ao anaty, ny tia
Fitia, fitia miara-belona miara-maty.
Vizana foana izay te dlfcx hanjola
Ny vita fanamby hono tsy mba tola
Lamban’akoho ka tsy hiraraka
Ny fasana ihany no hampisaraka
Lamban’akoho ka tsy hiraraka
Ny fasana ihany ntwri no hampisaraka
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Fo ankiroa nefa tena iray
Sasatra foana rxbzurur ny mpankahala
Mpisompatra antsika e no lasa adala
Ny mpisompatra antsika eny ho lasa adala
Fitia: mifamatotra mifangia
Fo: mifanojo fa samy tia
Tsy: an-tendromolotra f’ao anaty
Fitia: miara-belona, miara-maty
Tsy an-tendro tononkira.serasera.org molotra f’ao anaty, ny tia
Fitia, fitia miara-belona miara-maty.
Vizana foana izay te dlfcx hanjola
Ny vita fanamby hono tsy mba tola
Lamban’akoho ka tsy hiraraka
Ny fasana ihany no hampisaraka
Lamban’akoho ka tsy hiraraka
Ny fasana ihany ntwri no hampisaraka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ramanoelina JosephVisites : 16070
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 05/06/2009 17:36
