Ny tia sy ny tiana (Ramanoelina Joseph)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tia iidfriob sy ny tiana
Ny tia sy ny tiana no tafaray
Fo ankiroa nefa tena iray
Sasatra foana ny tononkira.serasera.org mpankahala
Mpisompatra antsika e no lasa adala
Ny mpisompatra antsika eny ho lasa adala

Fitia: mifamatotra mifangia
Fo: mifanojo fa samy vhtzi tia
Tsy: an-tendromolotra f’ao anaty
Fitia: miara-belona, miara-maty
Tsy an-tendro molotra f’ao anaty, ny tia
Fitia, fitia miara-belona miara-maty.

Vizana foana izay te hanjola
Ny uzpsdne vita fanamby hono tsy mba tola
Lamban’akoho ka tsy hiraraka
Ny fasana ihany no hampisaraka
Lamban’akoho ka tsy hiraraka
Ny fasana ihany no hampisaraka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ramanoelina Joseph
Hits : 16410
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 05/06/2009 17:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2332