BOITE POSTALE (Rah-Ckiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ummh Ray ô aiza ho aiza ny lalana hahazoako miakatra any e!
Izay lalovako eto @ ny tanàna mpiatsara velatsihy, bevaka sy be vinany e!
Ray ô, tsisy elakela-ntrano izay manitsy hiakarako any aminao mihitsy ve any e!
Efa leo aho ka mitomany

Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a  mba sana e!
Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono ho’a  mba sana e!

Fa mba hono hoa, aiza ho aiza ao @ baiboly no mba misy ilay numéron’ny boîte postale misy anao?,
hanoratako sao mba misy  demony, fantatro fa tsisy ho an’ny gasy hoa ny sezan’ny fiaranao
Fa ny sasany @ireo mantsy, mandeha miangona fa tsy mivavaka akory,
Tsy manaraka ny Anao, fa mahasosotra, fa mahasosotra ahy daholo

Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono hoa  mba sana e!
Tabataba sy rà mandriaka isan’andro, fiainana tsy mba misy masoandro ny anay e!
Solan’ny lohaliko mangataka, ritra ny ranomasoko hono hoa  mba marina e!

O aza ariana zaho, aza ariana zaho, na jiolahimboto be toy izany e!  
O aza ariana zaho, aza ariana zaho, mararin'ny hopitaly e!  

Miseho milay ramanahirana!!!
Allahkbar
Allelouiah, Allelouiah hossana
Allelouiah, Allelouiah Amen.
Amen, Amen. Heyii.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rah-Ckiky
Visites : 5476
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rina
Date : 21/03/2003 13:13
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112