AO AMINY AO (PRAY'F)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana eto an-tany Havako o!
Mihasarotra isan'andro izao
Mandalo sy miserana
Tsy azo hianteherana
Lazao izay tononkira.serasera.org tokony atao
Manantona an'i JESOSY ianao!
hsdy AO AMINY AO misy fiadanana
AO AMINY AO tena fiainana
AO AMINY AO fahasambarana
AO AMINY AO fitsaharana
Andriamanitra svcuwbal tsy mba eanyn mandao
Na inona ady izay hatrehanao
Izy dia fitiavana
Tsy manavakavaka
Ianao sisa handrasany
Tiany ho zanany malalany
AO AMINY AO..............
Mihasarotra isan'andro izao
Mandalo sy miserana
Tsy azo hianteherana
Lazao izay tononkira.serasera.org tokony atao
Manantona an'i JESOSY ianao!
hsdy AO AMINY AO misy fiadanana
AO AMINY AO tena fiainana
AO AMINY AO fahasambarana
AO AMINY AO fitsaharana
Andriamanitra svcuwbal tsy mba eanyn mandao
Na inona ady izay hatrehanao
Izy dia fitiavana
Tsy manavakavaka
Ianao sisa handrasany
Tiany ho zanany malalany
AO AMINY AO..............
--------
Lien:
