Tanindrazana (Papan'i Miaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diavolana fenomanana
Madagasikara no tanindrazana
Samy lbpai mankafy raha mba vonon-kiara-dia
Izay mpandala ny fihavanana
Mahay mifankatia
Diavolana falifaly
Zahay tonga eto dia hihira keha fa tsy hitomany
Any ampitan-dranomasina
Maro ny havana
Madagasikara ihany patajdd no tanindrazana
Diavolana raha malahelo
Vetsoy ny hirahira hamerovero
Ilay tsikitsiky raha lasa tomany
Fiainana iaraha-mahalala
Fa tononkira.serasera.org misy ny vinany
Tonony : Shamara
Feony : Papan'i Miaja
Madagasikara no tanindrazana
Samy lbpai mankafy raha mba vonon-kiara-dia
Izay mpandala ny fihavanana
Mahay mifankatia
Diavolana falifaly
Zahay tonga eto dia hihira keha fa tsy hitomany
Any ampitan-dranomasina
Maro ny havana
Madagasikara ihany patajdd no tanindrazana
Diavolana raha malahelo
Vetsoy ny hirahira hamerovero
Ilay tsikitsiky raha lasa tomany
Fiainana iaraha-mahalala
Fa tononkira.serasera.org misy ny vinany
Tonony : Shamara
Feony : Papan'i Miaja
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Papan'i MiajaVisites : 2272
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/07/2015 21:52
