Tanindrazana (Papan'i Miaja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diavolana fenomanana
Madagasikara no tanindrazana
Samy mankafy raha mba yjjmaxvd vonon-kiara-dia
Izay mpandala ny eysthybx fihavanana
Mahay mifankatia
Diavolana falifaly
Zahay tonga eto dia hihira fa tsy hitomany
Any ampitan-dranomasina
Maro tononkira.serasera.org ny havana
Madagasikara ihany no tanindrazana
Diavolana raha malahelo
Vetsoy ny hirahira hamerovero
Ilay tsikitsiky raha lasa tomany
Fiainana iaraha-mahalala
Fa misy ny vinany
Tonony xyfsjt : Shamara
Feony : Papan'i Miaja
Madagasikara no tanindrazana
Samy mankafy raha mba yjjmaxvd vonon-kiara-dia
Izay mpandala ny eysthybx fihavanana
Mahay mifankatia
Diavolana falifaly
Zahay tonga eto dia hihira fa tsy hitomany
Any ampitan-dranomasina
Maro tononkira.serasera.org ny havana
Madagasikara ihany no tanindrazana
Diavolana raha malahelo
Vetsoy ny hirahira hamerovero
Ilay tsikitsiky raha lasa tomany
Fiainana iaraha-mahalala
Fa misy ny vinany
Tonony xyfsjt : Shamara
Feony : Papan'i Miaja
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Papan'i MiajaHits : 2274
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 14/07/2015 21:52
