Diavolam-pararano (Ossy sy Jeanne Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry volana ô ! miakara
Miandry anao gmnilw ny lanitra
Ny esxz andro manaja anao tena tsara
Ny etỳ an-tany finaritra

Tsy misy mihitsy izay sahy mialona
Ireo kintana ao anaty rahona
Miakara ka ny alina hazavao
Reseo re ny aizina ka omeo tononkira.serasera.org ny taratrao



Mpihira : Ossy - Jeanne vztcc Naly
Naly RAKOTOFIRINGA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ossy sy Jeanne Naly
Visites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 11/07/2026 00:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393