Josefa (Onjampeom)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Josefa
Ilay tantaran'i Josefa
Sy ireo rahalahiny tsy tia azy
Nipetraka tao Kanàna
Nivahinian'ilay Jakoba
Fa Josefa tena tiany rainy
Satria zanaky ny fahanterany
Nanaovany ankanjo lava
Akanjo misy soratsoratra
D.C
Chorus
Nanonofy eeeJosefa isanandro
Ary notantarainy ee tamin'ireo rahalahiny
Ka vao maika nialona azy natahotra azy ho tanteraka
Tsy misy tsy nandrahona azy,ireo rahalahiny imsb miresaka
--
Ka dia lasa ireto zokiny
Niandry ondry tany Dotana
Nanaraka koa i Josefa
Nobaikoiny rainy izy
Ka namidin'ireo tononkira.serasera.org zokiny
Dia nolazainy sdmxt fa lanim-biby pfrsywmm izy
Akanjo tsara tarehy
Nasiany ran'ny zanak'ondry
Chorus
----
Nitomany eee,Jakoba rain'i Josefa
Nalahelo mafy ee,an-janany tsy foiny
Ny hany zavatra vitany ,nanao lamba fisaonana
Vokatry ny fialonana,nampalahelo ity tantara ity

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : OnjampeomHits : 1344
Likes : 1 Like
Created by : Midotieroselind
Date : 18/04/2019 10:02