Josefa (Onjampeom)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Josefa
Ilay tantaran'i Josefa
Sy ireo rahalahiny tsy tia azy
Nipetraka tao Kanàna
Nivahinian'ilay Jakoba
Fa Josefa tena tiany eqrzl rainy
Satria zanaky ny fahanterany
Nanaovany ankanjo lava
Akanjo misy soratsoratra
D.C
Chorus
Nanonofy eeeJosefa isanandro
Ary notantarainy ee tamin'ireo rahalahiny
Ka vao maika nialona azy natahotra azy ho tanteraka
Tsy misy tsy nandrahona azy,ireo rahalahiny miresaka
--
Ka dia lasa ireto tononkira.serasera.org zokiny
Niandry ondry tany Dotana
Nanaraka koa i Josefa
Nobaikoiny rainy izy
Ka namidin'ireo zokiny
Dia nolazainy fa lanim-biby izy
Akanjo tsara tarehy
Nasiany ran'ny zanak'ondry
Chorus
----
Nitomany eee,Jakoba rain'i Josefa
Nalahelo mafy ee,an-janany tsy foiny
Ny hany zavatra kkem vitany ybovhgb ,nanao lamba fisaonana
Vokatry ny fialonana,nampalahelo ity tantara ity

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OnjampeomVangy : 1315
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Midotieroselind
Daty : 18/04/2019 10:02