Iny setroka iny (Onfroy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofidiny mintsy iny mba hiara dalana aminy
Rehefa izy malahelo
Na matsiaro reraka
Otran'zany lesy ny aty no tena
namana
Tsy misy fa ny mpiatsaravelatsy no betsaka
Dia lasa akama tsy fohiny iny
Satria tsy misaraka aminy rehefa iny izy
manirery
...azafady lesy fanalana sorisory iny fa tsy ditra velively
Manimba ny anatiny fa tsy ariny raha tsy Lany
Dia aleony miaraka amin'iny toa izay sakaizany tomany
Aza omena tsiny qkjcbypf izy fa vao manomboka miaraka mamindra
Satria matoa izy mamafy nksdkvw de efa vonona
hijinja
Iny setroka iny lesy mandoto ny manodidina llegchi azy saingy mampitombo ny heriny de tsy hajanony mints ono iny ra tsy sitrana ny feriny
Iny hono sisa mantsy mba tokana fandanin'ny androny setroka fotsiny iny fa tsy nahasoa azy sangy namafa ny ranomasony
Dia lasa akama tsy fohiny iny rehefa izy tononkira.serasera.org mahatsiaro irery
Azafady lesy a... Fanalana sorisory fotsiny iny fa tsy ditra velively
[Nampiditra]:
RAKOTONARIVO Sitrakiniaina Tantely

--------
Lien: