Akoholahim-bohitra (Omyka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voatery bandy ihany ho'aho, bandy e, no afaka mirevy
Fa ny sipa koa manala azy eia, tsy mba vahoaka be kredy
Tsy natao kofa ihany e ny atao hi-roule
Raha ny sipa misoma bandy eia, ny kibo tsy asiana olona

Tsy avela vaky tsisy tsiny, io tsisy feno virjiny
Io paoma io tsy maintsy vokatra
Tsy ianao  ihany no mahay manondraka
Eo no ianao miseho izaho
Ny sipa kao mba milalao
Ny tena sipa misoma mailo
Tsy miainga raha tsisy fimailo

Tsy voatery bandy ihany ho'aho, bandy e, no afaka mirevy
Fa ny sipa koa manala azy eia, tsy mba vahoaka be kredy
Tsy natao kofa ihany e ny atao hi-roule
Raha ny sipa misoma bandy eia, ny kibo tsy asiana olona

Novohaina varavarana hidiranao
Dia mirevy tsisy olana
F'ianao tsy nanolana
Dia iny ianao miseho milay
Fa nanotra ny mrary ahy
Fa ianao dia temps en temps fotsiny
Fa tsy natao hiarahana

Fa ireo bandy miseho maranitra
Rehefa atao mora domy mora rangitra
Ireo kofa miseho mahery ireny
Fa ny fanaka malemy na taraiky na very

Sipa mahery ho’aho ny sipa misoma
Ouh ouh ouhhh
Akoholahy, akoholahy, akoholahim-bohitra

Ny lasa ry neny tsy mba maharitra
Manala dian-kiraro, maro koa ny katry
Miseho milay fa rehefa ataony
Mora flasika, mora midasika
Akoholahy, akoholahy, akoholahim-bohitra

Aiza lay akoholahy toa tsy naneno intsony
Lanin’ny kary sa any am-bilany
Aiza lay akoholahy toa tsy naneno intsony
Tapaka zozo sa nitsahan’ny moto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Omyka
Visites : 1717
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 07/04/2015 10:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117