Misy levona (Omyka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany, androany tolakandro
Ka halino androany rendez vous
Zah efa paré zaho efa ndraso
Nagnano zay rehetra mety
Andraisako anao cheri-ko
Tsy digniko, tsy digniko ny hiavianao
Tsy doboke manenty lera izaho teteke e
Fa hisy revy, tononkira.serasera.org  hisy levona hsy tositosy ndroany
Fa ela izay tsy nihaona

Tositosy, tositosy jusqu’à la douche
Tositosy après à la chambre à coucher
Tositosy tositosy tositosy atsika pklaarx androany
Masoandro moly e hampalahelo o
Oh cheri-ko

Fa tsy digniko ny unlf hiavianao
Tsy doboka e, maneti leha iza teteka
Fa hisy revy, hisy levona, hisy tpax tositosy androany
Dra ela izay tsy nihaona

Tositosy jusqu’à la douche
Tositosy après à la chambre à coucher
Tositosy tositosy tositosy atsika androany
Masoandro moly e hampalahelo o

Ndra rêve merveilleux
Tsitsika mola tititangola
Izaho mandigny miavia mon amour
Tsitsika mola, tititangôla

Oh chéri-ko tiako
Tiako be, ah tiako be tsy vandiko
Efa ela zah, efa ela zah tsy tafandry
Mieritreritra anao sasa miandry
Ah cheri-ko

Tositosy jusqu’à la douche
Tositosy après à la chambre couche
Tositosy tositosy tsika androany
Masoandro moly e hampalahelo o

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Omyka
Vangy : 1588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/04/2015 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1656