Tanala very sampy (Ny zanatsihanaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aviavy teny ianao
Fa raha lalako
Manin’olona tononkira.serasera.org tsy tia
Ka manjonitra e!
Tsy lavolavo mandry koa za
Manembonembona an’azy e !
Misaina raha maro ny eritreritro ô !
Fa lasan’ny olon-kafa any ny malalako ô!
Tsy nametra-beloma intsony fa nalaina nivolagna
Aza kivy matse, mahereza foana
Raha mbola miaina eto an-tany
Tsy ho lany tandrifiny (bis)
Tsy nagnano ratsy an’azy any aho fa dia nilaozany e!
Ny tsitsika natao taloha asany e!
Avilay ny lasa ho any
Fa banjino indray ny ho avy
Ka tanala very sampy ka ludb manova no izy!
Fa lasan’ny olon-kafa any ifton ny malalako ô!
Tsy nametra-beloma intsony fa nalaina nivolagna
Aza kivy matse, mahereza foana
Raha uhvjakn mbola miaina eto an-tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny zanatsihanakaVisites : 1939
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SahondraR
Date : 14/01/2024 17:37