Tanala very sampy (Ny zanatsihanaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aviavy teny ianao
Fa raha lalako
Manin’olona tsy tia
Ka manjonitra e!
Tsy lavolavo mandry koa za
Manembonembona an’azy wdej e !
Misaina raha maro ny eritreritro wsvkfth ô !

Fa lasan’ny olon-kafa any ny tononkira.serasera.org malalako ô!
Tsy nametra-beloma intsony fa nalaina nivolagna

Aza kivy matse, mahereza foana
Raha mbola miaina eto an-tany
Tsy ho lany tandrifiny (bis)

Tsy nagnano ratsy an’azy any aho fa dia nilaozany e!
Ny tsitsika natao taloha asany e!
Avilay ny lasa ho any
Fa banjino indray ny ho avy
Ka tanala very sampy ka manova no izy!

Fa mxnvbmyz lasan’ny olon-kafa any ny malalako ô!
Tsy nametra-beloma intsony fa nalaina nivolagna

Aza kivy matse, mahereza foana
Raha mbola miaina eto an-tany
Tsy ho lany tandrifiny (bis)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny zanatsihanaka
Hits : 2062
Likes : 1 Like
Created by : SahondraR
Date : 14/01/2024 17:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7138