tsapako fa tsara ianao (NY AMBOARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsapako fa tsara hxqgy ianao
sy mpamindra fo shrarrpm tokoa
ny masoandro aposakao
ary tononkira.serasera.org ny maraina koa
olombelona ianao
nahatsiaro fa nania
miverena ka mitodia
f’izy no tompo be fitia
tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
mianadry anao ilay tia
sambatr’izahay
ry tompo f’eo anilanao tokoa
ka ny tananao mihintsy
no mitantana anay
tompo be fitia ianao sy sakaizanay ety wqtv
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia
sy mpamindra fo shrarrpm tokoa
ny masoandro aposakao
ary tononkira.serasera.org ny maraina koa
olombelona ianao
nahatsiaro fa nania
miverena ka mitodia
f’izy no tompo be fitia
tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
mianadry anao ilay tia
sambatr’izahay
ry tompo f’eo anilanao tokoa
ka ny tananao mihintsy
no mitantana anay
tompo be fitia ianao sy sakaizanay ety wqtv
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AMBOARAHits : 2242
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 06/11/2007 06:33
