tsapako fa tsara ianao (NY AMBOARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsapako fa tsara ianao
sy mpamindra fo tokoa
ny masoandro aposakao
ary ny maraina koa
olombelona ianao
nahatsiaro fa nania
miverena ka cbcwdia mitodia
f’izy no tompo juev be fitia
tompo be fitia ianao
sy snruikb sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
mianadry anao ilay tia
sambatr’izahay
ry tompo f’eo anilanao tokoa
ka ny tononkira.serasera.org tananao mihintsy
no mitantana anay
tompo be fitia ianao sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia
sy mpamindra fo tokoa
ny masoandro aposakao
ary ny maraina koa
olombelona ianao
nahatsiaro fa nania
miverena ka cbcwdia mitodia
f’izy no tompo juev be fitia
tompo be fitia ianao
sy snruikb sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
mianadry anao ilay tia
sambatr’izahay
ry tompo f’eo anilanao tokoa
ka ny tononkira.serasera.org tananao mihintsy
no mitantana anay
tompo be fitia ianao sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AMBOARAVangy : 2214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 06/11/2007 06:33
