MARIA TOKIKO (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina am-pivahiniana
Ny tononkira.serasera.org ahiahy mameno ny fo
Lavi-dàlan-kitodiana
Endre ! ianao Maria no tokiko
Ianao manko ilay tara-masoandro mazava
Maria o ! Ilay reny fiantsoko
Ity ny foko tsy mba handao
(Ry reny malala o !)
Ny fo matoky sy mino
Anao tsy mba irery Maria o !
Ianao ry Maria o !
Ianao manko ilay kintana bbdu taratry yyfh ny alina
Maria o ! Ianao no fiangotiko
Ity ny foko tsy mba handao
(Ry reny malala o !)
Ny fo matoky sy mino
Anao tsy mba irery Maria o !
Ianao ry Maria o !
Tiako dia tiako Maria o !
Ilay reny tsy foiko
Eto aho tsy manan-taraina
Hody aho dia miadan-tsaina
Maria o ! Ianao re brcuhdg no heriko
Maria o ! Ianao re no tokiko .
NY AINGA (Om-gui)
Ny tononkira.serasera.org ahiahy mameno ny fo
Lavi-dàlan-kitodiana
Endre ! ianao Maria no tokiko
Ianao manko ilay tara-masoandro mazava
Maria o ! Ilay reny fiantsoko
Ity ny foko tsy mba handao
(Ry reny malala o !)
Ny fo matoky sy mino
Anao tsy mba irery Maria o !
Ianao ry Maria o !
Ianao manko ilay kintana bbdu taratry yyfh ny alina
Maria o ! Ianao no fiangotiko
Ity ny foko tsy mba handao
(Ry reny malala o !)
Ny fo matoky sy mino
Anao tsy mba irery Maria o !
Ianao ry Maria o !
Tiako dia tiako Maria o !
Ilay reny tsy foiko
Eto aho tsy manan-taraina
Hody aho dia miadan-tsaina
Maria o ! Ianao re brcuhdg no heriko
Maria o ! Ianao re no tokiko .
NY AINGA (Om-gui)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 7977
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 15/09/2016 18:48
