Fiainam-baovao (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay olombelona marefo
Ny lalanao mamaky haizim-pito
Fa miandry anao ilay fahazavana
Io ny Tompo miandry anao ka mitsangana
Izao tontolo izao efa jambena
Voagajen-drendrarendra sy harena
Ianao dia ianao no antenainy ny fiainanao miova no ilainy
Ny fitiavany tsy miova no niantsoany anao izao
Ny ra nalatsany no nanasany ny fonao
Ka dia tsy ho raisinao tokoa ve ilay antso antefany
Koa andeha ianao hampijoro hatrany ny lalam-pahamarinana
F’izany (2x) no fiainam-baovao
F’izany (2x) no niantsoany anao
Satria ny fitiavan’Izy Tompo no miantso anao hanompo sy hanatsara
Satria ny Fitiavan’Izy Tompo manefy abmp anao tsy handray fa hizara
Tsy hoe fadiran’ovana tsy manana
Fa sahy manome ny aina sy ny ananana
Izay no fahantrana am-panahy : tsy voagejan’ny tombon-tsoa sy ny ahiahy
NY fitiavany...;
Satria ny ckwiixej Fitiavan’Izy Tompo no miantso anao ho mafy tononkira.serasera.org sy ho mpanarina
Satria ny Fitiavan’Izy Tompo eny ê!
Manainga anao tsy hanaiky ny tsy marina
Tiava marina tokoa dia ataovy mvcj izay tianao hatao!
Noro, Dô, Luc, Om-Guy

--------
Lien: