Tantaram-pitivana (Njara Marcel feat Tsanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela aho no naniryy
Ela aho no nangataka hoe mba omeny olona madio fo
Hoe za tsy ho iray intsony fa ho roaa
Tsy niandry ela fa novalin'ilay Tsitoha tononkira.serasera.org
Ela aho no nitondra am-bavaka an'izao fotoana izao
Hoe ho ren-tany ny dlerdt fifankatiavatsika sy ianao
Enga anie ho mafy cleh fototra , lavitr'ny mpisopatra
Fa fahasovana no hanenika an'ilay Lapa vao , ahy sy hfaabp ianao
Refrain : Fa ianao Ilay Valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizay
Ho feno Fahatsarana , Fahasoavana tsy ho voatana
Ny antsika sy ianao Malala (*2)
Ka aza manahy ianao na ho mora na ho sarotra dia za ho eo foana
Na fahavaratra na ririna na andro migaina be lohataona
Fa ho mafy fototra
Voazaitra ho tsara fatotra
Fitia tsy kilalao fa fitiavana matotra
Ka raiso ny tanako dia matokiaa (Matokyy Aho)
Hivadika aminao aloha ho ataoko sanatria
Fa tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsyyy
Fa ny ahy sy ianao , tantaram-pitiavana hafa Mihitsyy
Refrainn : Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizayy
Ho feno fahatsarana , fahasoavana tsy ho voatana ny antsika sy ianao Malala
Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho mandrakizay
Fa Tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsy fa ny ahy sy ianao
" Tantaram-pitiavana Hafa Mihitsy "
Hmmmmm , hmmmmmmm
Ny Ahy sy ianaoo
Ny Ahy sy ianao
"Tantaram-pitiavana" Hafa Mihitsy .
A/C : Tsantaa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Njara Marcel feat TsantaVisites : 7014
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Akasia06
Date : 02/05/2024 16:34