Tantaram-pitivana (Njara Marcel feat Tsanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela aho no naniryyEla aho no nangataka hoe mba omeny olona madio fo
Hoe za tsy ho iray intsony fa ho roaa
Tsy niandry ela fa novalin'ilay Tsitoha
Ela aho no nitondra am-bavaka an'izao fotoana izao
Hoe ho ren-tany ny fifankatiavatsika sy ianao
Enga anie ho mafy fototra , lavitr'ny mpisopatra
Fa fahasovana no hanenika an'ilay Lapa vao , ahy sy ianao
Refrain : Fa ianao Ilay Valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizay
Ho feno Fahatsarana , Fahasoavana tsy ho voatana
Ny antsika sy ianao Malala (*2)
Ka aza manahy ianao na ho mora na ho sarotra dia za ho eo foana
Na fahavaratra na ririna na andro migaina be lohataona
Fa ho mafy fototra
Voazaitra ho tsara fatotra
Fitia tsy kilalao fa fitiavana matotra
Ka raiso ny tanako dia matokiaa (Matokyy Aho)
Hivadika aminao aloha ho ataoko sanatria
Fa tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsyyy
Fa ny ahy sy ianao , tantaram-pitiavana hafa Mihitsyy
Refrainn : Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizayy
Ho feno fahatsarana , fahasoavana tsy ho voatana ny antsika sy ianao Malala
Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho mandrakizay
Fa Tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsy fa ny ahy sy ianao
" Tantaram-pitiavana Hafa Mihitsy "
Hmmmmm , hmmmmmmm
Ny Ahy sy ianaoo
Ny Ahy sy ianao
"Tantaram-pitiavana" Hafa Mihitsy .
A/C : Tsantaa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njara Marcel feat TsantaHits : 1190
Likes : 0 Like
Created by : Akasia06
Date : 02/05/2024 16:34