Tso-drano (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsofina rano avokoa
Tsisy ankanavaka tokoa
Ianareo ry havako izany ah
Isika rehetra tonga soa
Hiara handray kghcviwo ny mamy koa
Amin'ny fiainantsika androany lqver aa

Fety ery lanona ero
Manome  antsika tsara kokoa
Ka mifalia ry nenikoi izany a
Ny hafatra ataon'i Dadatoa
Na teh ientana ny fo
Hajaina sy toavina iany aa

[Music]

Ny hirariana koa anie
Hitombo fanahy aman-tarehy
Hiadana ry malalako izany aa
'Lay fitiavan-dehibe
Zanahary no efa pbiytnp manome
Ho fitahiana sy tso-drano ah

Aharitra hatramin'ny farany
Ny tokatranonao aki
Sambatra ianao ry zanako tononkira.serasera.org izany aa
Ianareo namana
Ho lasa reharehana
Dia, mitso-drano ah

Mitso-drano anareo
Mba higoka ny soa
Mitso-drano anareo
Mba higoka ny soa
Ho salama lalan-dava
Ny fiainana tsy ho rava
Ka ho tafita soa amin'ny izay atao eeh roy ee
Ireo manoloana
Ho tsiky sy hafaliana eny foana

[Interlude]

Tsofina rano avokoa
Tsisy ankanavaka tokoa
Ianareo ry havako izany ah
Isika rehetra tonga soa
Hiara handray ny mamy koa
Amin'ny fiainanantsika androany aa

Fety ery lanona ero
Manome  antsika tsara kokoa
Ka mifalia ry nenikoi izany a
Ny hafatra ataon'i Dadatoa
Na teh ientana ny fo
Hajaina sy toavina iany aa

[Lalalalala]

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 27
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Johgsss
Date : 12/10/2026 10:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317