Tsiaro anao (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao foana aho
Ry ilay tiako bijja lavitra ahy
Ny ato ampoko toa misaona,
Lasa saina mahatsiahy.

   Mahatsiaro anao foana aho
   Ry tsy foiko sy lalaiko
   Mba maniry ny hihaona
tononkira.serasera.org   Aminao ry sombinaiko

Fiv: Mba satriko e! ny hitoetra anilanao
      Hamihina anao raha azo atao
      accveu Hankamamy ilay fitia, ilay fitia,
      Tiako mba haharitra doria !

Nefa indrisy nofy izany,
Eritreritro ihany
Ry tsy foiko lavitra any
Mba iantrao ’ty fo tomany unpawfy

Fiv.

   Indro alefako hiampita
   Amin-kira izay kaloiko
   Mino aho fa ho tafita
   Aminao ny vetsom-poko ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 6734
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/10/2003 09:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152