Saro-piaro (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay hitako hahasambatra
Dia nomeko jkkzmdpj anao
Nefa izaho indray ity no aykbo toa lany zara
Fa tsy hitanao

Mitsiky ianao, miangoty koa
Fa amin-kafa indray
Ka toa zarainao ho an’olon-droa
Ilay fitia iray

Fa n’inona izay ataonao dia mahasaro-piaro ahy
F’izay mety ho tononkira.serasera.org mamy aminao aoka re mba ho ahy
Tsy rptqyjp tiako raha misy olon-kafa te-hisangy aminao
Aza omena tsiny aho satria tiako loatra ianao

Fa ianao raha mivaona
Dia mankarary fo
Zaho ange te-hatoky foana
Fa saro-piaro koa
Fa saro-piaro aho

NJAKATIANA 1997

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 21490
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : zoubelou
Date : 26/09/2007 15:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415