Fantatro fa (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa tena halanao maizina aho
Sady nankalazainao ptbmqaq re irony akony
Tsy maninona fa ataovy hoe efa resinao
Na tsy fantatro izay tena antony

Haiko fa mkyrbro marary mafy ny fonao
Ka irinao mihitsy hatramin’ny hahafaty ahy
Raha maty aho angamba handihizanao
Ka ny fasako no ataonao kilalao

Aza ory, tononkira.serasera.org mahita tory
Fa izaho anie ka tsinontsinona akory
Ny fisiako ve no ataonao hanahirana
Ka ny tenanao no avy ampijaliana
Na izany aza,

Tsy handray anao ho fahavaloko aho
Fa dia raisiko toy ny namako ihany
Asakasakao fa izaho tsy hankahala
Hotiaviko foana ianao fa gasy toa xxroz ahy.

Fantatro fa tena halanao maizina aho ...

Aza ory ..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 33776
Préférés : 5 J'aime
Ajouté par : dd
Date : 08/02/2004 07:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0641