Diavolan-ko lava (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diavolan-ko lava re ry zalahy eKilalao mbola ho ela re ry zavavy e
Ka aza maika akory hoe hanambady e
Toy izay hamoafady
Mba saintsaino koa aloha ange fa dia mafy e
Raha toa ka ny vadinao mampirafy e
Eo ianao no raisina miafiafy e
Alahelo no mifafy
Tadidio kely aloha, e
Tsy ny tany no fady fa ny vavan’ny vahoaka
Na ny mpamosavy koa, e
Tsy maintsy misy mahita ka misy hampamoaka
N’aiza n’aiza alehanao
Dia tsarovy fa hita foana ny ataonao
Tena hita oa e
Matahora ihany koa, oooo
Zanahary an-tampon’ny loha
Humm
Tandremo ihany e
Diavolan-ko lava re ry zalahy e
Kilalao mbola ho ela re ry zavavy e
Ka aza maika akory hoe hanambady e
Toy izay hamoafady
Mba saintsaino koa aloha ange fa dia mafy e
Raha toa ka ny vadinao mampirafy e
Eo ianao no raisina miafiafy e
Alahelo no mifafy
Tadidio kely aloha, e
Tsy ny tany no fady fa ny vavan’ny vahoaka
Na ny mpamosavy koa, e
Tsy maintsy misy mahita ka misy hampamoaka
N’aiza n’aiza alehanao
Dia tsarovy fa hita foana ny ataonao
Tena hita oa e
Matahora ihany koa, oooo
Zanahary an-tampon’ny loha
(feon-kira)
e e e e
o o o o
Diavolan-ko lava re ry zalahy e
Kilalao mbola ho ela re ry zavavy e
Ka aza maika akory hoe hanambady e
Toy izay hamoa fady
Mba saintsaino koa aloha ange fa dia mafy e
Raha toa ka ny vadinao mampirafy e
Eo ianao no raisina miafiafy e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 6366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/01/2007 23:27