Atsika Mianakavy (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao tsy haiko na mbôla bkhn valilahy tononkira.serasera.org e!
'Nareo mbôla mety ho havan-drafozako ô!
Raisina iaby atsika ro lahy e! ie! e
Sao ho afabaraka, izay vao ho lozako o

Nareo avy lavitra
Isika an-toerana
Mety misy hifandraisana
Ka mety ho mpihavana
Izany isika samy arahabaina tongasoa e
'Ndao fa atsika mianakavy
Isika mianakavy ihany io ee
'Ndao fa aza mihafihafy
Antsika mianakavy izy ty e

Tsy hadigno ny havanao ravinanto ô!
Ny havan'ny fati-drà mbola maro ô
Ao koa irô mbôla mifandrato ô! Ie eee
Malagasy efa mifangaro oo

Samia miramirana
Fa tsisy mpindrana
Mety avy am-povoany ianao
Na avy any anindrana
Izany isika samy arahabaina tongasoa e
'Ndao fa atsika mianakavy
Isika mianakavy ihany io ee
'Ndao fa aza mihafihafy
Antsika mianakavy izy ty e

Zareo avy any dilam-bato ô!
Ny havana efa maro metisy ee
Misy ny tia mitambatra ho vato ô! Ie eee
Ka aleo mifandray f'izay rô no misy e!

Nareo avy lavitra
Isika an-toerana
Mety misy hifandraisana
Ka mety ho mpihavana
Izany isika samy arahabaina uublw tongasoa e
'Ndao fa atsika mianakavy
Isika mianakavy ihany io ee
'Ndao fa aza mihafihafy
Antsika mianakavy izy ty e
'Ndao fa atsika mianakavy
Isika mianakavy ihany io ee
'Ndao fa aza mihafihafy
Antsika mianakavy izy ty e

[Music]

Izany isika samy arahabaina tongasoa e
'Ndao fa atsika mianakavy
Isika mianakavy ihany io ee
'Ndao fa aza mihafihafy
Antsika mianakavy izy ty e
'Ndao fa atsika mianakavy
Isika mianakavy ihany io ee
'Ndao fa aza mihafihafy
Antsika mianakavy izy ty e
'Ndao fa aza mihafihafy

Antsika mianakavy izy ty e
2x
La la la wfptn la la la la

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 15
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Johgsss
Date : 07/10/2026 15:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.067