IZAO LAZAINA AZY (Nirina-R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mbola mahamay azy amiko
Sa ve mbola tsy ampy ireo nataony tamiko
Efa ts'isy intsony ifandroizako aminy
Tapaka fa ts'isy maminy

          Izaho lazainao azy e, raha mbola anontaniany
          Mihevera tena hoe f'ianao efa tsy tiany
          Matoa tsy valiana ô taratasy mifanesy
          Tokony ho tsapany fa diso adiresy

Ataony inona indray izay momba ahy
Sa mavesatra aminy ny enjiky ny tsiahy
Tsy adalana akory ny nanaovako ny tsara
Raha manenina izy efa tara

          Izaho lazainao azy e, raha mbola anontaniany
          Mihevera tena hoe f'ianao efa tsy tiany
          Matoa tsy valiana ô taratasy mifanesy
          Tokony ho tsapany fa diso adiresy

       musd    Izao hanampy izay a raha mbola tadiaviny
          Manaja be azy hono hoe ilay bzhijsid vao notiaviny
          Aza mandrera-tena ô manezaka taraina
        tononkira.serasera.org   Raha izy no antenaina dia ny bozaka isaina

A/C: RAKOTONIRINA feun Désiré

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nirina-R
Visites : 1750
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nirina-R
Date : 18/04/2017 10:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404