Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZAO LAZAINA AZY (Nirina-R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mbola mahamay azy amiko
Sa ve mbola tsy ampy ireo nataony tamiko
Efa ts'isy intsony ifandroizako tononkira.serasera.org aminy
Tapaka fa ts'isy maminy
Izaho lazainao azy e, raha mbola anontaniany
Mihevera tena hoe f'ianao efa tsy tiany
urnb Matoa tsy valiana ô taratasy mifanesy
Tokony ho tsapany fa diso adiresy
Ataony inona indray izay momba ahy
Sa mavesatra aminy ny enjiky ny tsiahy
Tsy adalana akory ny nanaovako ny tsara
Raha manenina izy efa tara
Izaho lazainao azy bpgkal e, raha mbola anontaniany
Mihevera tena hoe f'ianao efa tsy tiany
Matoa tsy valiana ô taratasy mifanesy
Tokony ho tsapany fa diso adiresy
Izao hanampy izay a raha mbola tadiaviny
Manaja be azy hono hoe ilay vao notiaviny
owvdb Aza mandrera-tena ô manezaka taraina
Raha izy no antenaina dia ny bozaka isaina
A/C: RAKOTONIRINA Désiré

--------
Link: