Solonao vaovao (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mafy tamiko hitsakitsaky nataonao ahy
Tsy vitan'izay
Mbo? nenganao koa aho
Tsy fotony tsy antony
Iha tsy nivola
Fa tonga dia lasa
Tamin'izay ndra veloma tsy azo

Tena mafy tamiko hitsakitsaky nataonao ahy
Tsy vitan'izay
Mbo? nenganao koa aho
Tsy fotony tsy antony
Iha tsy nivola
Fa tonga dia lasa
Tamin'izay ndra veloma tsy azo

Ref : efa nahita solona aho e
Eh yah an an
Solonao vaovao
Tsy mampagnino iha ndre tsy hipoly
Eh yah an an
Solonao vaovao
Fa voasolo pilasinao

Iha tsy nagnam-po
Fa hoe laha ialanao zaho le tavela
Au contraire zao vo? tegna tsara
Na gny fitiava na gny fanagna
Zaho lahy tsy hipoera
Nahasoa ahy gny nialanao zaho

Iha tsy nagnam-po
Fa hoe laha ialanao zaho le tavela
Au contraire zao vo? tegna tsara
Na gny fitiava na gny fanagna
Zaho lahy tsy hipoera
Nahasoa ahy gny nialanao zaho

Ref : efa nahita solona aho e
Eh yah an an
Solonao vaovao
Tsy mampagnino iha ndre tsy hipoly
Eh yah an an
Solonao vaovao
Fa voasolo pilasinao
--------
Lien:
Commentaires
jeannie1 ( 21/10/2016 12:54)
Tsara be ilay hira e,mankasitraka ny mpamorona sy ny mpihira e
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nina's
Visites : 11396
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ni2016
Date : 17/10/2016 19:05
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717