Ny ho ahy (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny talahonao dia nekeko
Ny fifonanao nohenoiko
Angamba efa ampy tokoa ireo
Ny adisoanao navelako
Ny adalanao nandeferako
Manantena dkciyk aho fa ampy tokoa ireo
Ny hiverina nefa hifonako
Fa tsisy fitia ho an'izany intsony
Ny ho ahy hafa indray ny hitolomako
Ny herim-pitia nangoniko
Ny fifankahalalana tazomiko
Ny maha mpinamana arovako
Mino aho f'efa tononkira.serasera.org ampy tokoa ireo
Ny tanjona iza tsy niarahana
Tsy ataoko sakana, toy ny tsy misy
Mihevitra aho fa ampy jjfn tokoa ireo
Ny hiverina nefa...
Ny tanjona izay zqovutki tsy niarahana
Tsy ataoko sakana, toy ny tsy misy
Mihevitra aho fa ampy tokoa ireo
Ny hiverina nefa...
Ny fifonanao nohenoiko
Angamba efa ampy tokoa ireo
Ny adisoanao navelako
Ny adalanao nandeferako
Manantena dkciyk aho fa ampy tokoa ireo
Ny hiverina nefa hifonako
Fa tsisy fitia ho an'izany intsony
Ny ho ahy hafa indray ny hitolomako
Ny herim-pitia nangoniko
Ny fifankahalalana tazomiko
Ny maha mpinamana arovako
Mino aho f'efa tononkira.serasera.org ampy tokoa ireo
Ny tanjona iza tsy niarahana
Tsy ataoko sakana, toy ny tsy misy
Mihevitra aho fa ampy jjfn tokoa ireo
Ny hiverina nefa...
Ny tanjona izay zqovutki tsy niarahana
Tsy ataoko sakana, toy ny tsy misy
Mihevitra aho fa ampy tokoa ireo
Ny hiverina nefa...
--------
Lien:
