You are here: home > Tononkira > Nanie

Ny Anaranao (Nanie)

Raha faly ve ny fo, ka tsy misy manjo
Moa hisaotra Anao zahay Ray o !
Raha ampy ve ny ilaina, moa zahay hitoreo
Ka hanandratra ny feo

Raiko o ! Ianao ihany no mahay ny ao am-ponay ao
Ny talaho, ny tononkira.serasera.orghafaliana, toreo

Raha tojo fahoriana na hoe kivy ny fo
Ianao Ray no ao an-tsainay ao
Zany Anaranao ry Ray tsy tadidy raha tsy injay
Misy ny mahatery anay


Mpamorona :
Ranaivominosoamanga Benjamin & Razafindramanga Rivosoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nanie
Mpamaky : 6835
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : harimi
Tamin'ny : 23/05/2013 06:55:52
ID : 6326

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo