Mampamangy (Nael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Téléphone maneno tsy vita
Mikaiky anao isa-minitra
Zakainao fa havagnao ampita agny
'Ndraindraika tsy moly tsy hita
Tsy nikaiky tsy nibipa
Kay iha fa magnana sipa
Saika iresa tsika 'maly
'Sika iaraka andeha Paris
Androany iha nalaky nanary
Tampoka amiko androany
Nahare anao nivola andeha Paris
Fa hisy anao Mariazy anao agny
Yeah 'Ndao ma!

Mampamangy aminao lah tsy tamagna
Soava dia fa tsy magnahy
Tazomiko avao fe tsy tagna
x2

Fiangaviako taminao tsy nidary eh ah
Ragnomaso tam tarehy fa
Korazy aho ndre resy ny Barea
Eny haiko taloha hoe hoy zaho
Hoe aleko tsy nanao oh
Zao la fa antagnan'olo aho vao tianao oh

Saika iresa tsika 'maly
'Sika iaraka andeha Paris
Androany iha nalaky nanary
Tampoka amiko androany
Nahare anao nivola andeha Paris
Fa hisy anao Mariazy anao agny

Mampamangy aminao lah tsy tamagna
Soava dia fa tsy magnahy
Tazomiko avao fe tsy tagna
x2

Saika iresa tsika 'maly
'Sika iaraka andeha Paris
Androany iha nalaky nanary
Tampoka amiko androany
Nahare anao nivola andeha Paris
Fa hisy anao Mariazy anao agny

Mampamangy aminao lah tsy tamagna
Soava dia fa tsy magnahy
Tazomiko avao fe tsy tagna
x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nael
Vangy : 309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruvani
Daty : 20/07/2025 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1023