BETINA (Nael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[La star record,
DJ Mijay..mkz..Team requin...ddc hoan'i BETINA]
.
Apelasoa fa mavandivandy e!
Apelasoa fa maromaro maso o (sady tia drala)
Betina tsy misoma koa tsy money
Betina tsy misera koa tsy vazaha.
Betina mila trano mila fiara mila vola nefa raha zeigny tsy misy aminakah
.
Betina mila millionaire o,
Anaty 4x4 pack euro.
Tsy haiko manakory atao frero,
Mba te hangala vady an'azy nefa zero.
.
Betina tsy misoma koa tsy money,
Betina tsy misoma koa tsy vazaha.
Betina mila seran'azy blindee,
Mila mankany Paris mahazo VISA
.
(2x)
O Betina a! (vola kosa mo n'aho tsy mila)
Ah anao o! mamilafila.
.
Hatsaragna ny an'i Betina,
Matilolo ianao mahita an'i Betina a.
Famindran'i Betina,
Doladola zaran-tena mahazo feeling nah na ah..ouh euh
Tsy mila bad man problem wa betina (nooo)
.

[MERCI KOAH ZAIKO NAEL,
Malaso vedette tsy adignoko]
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nael
Vangy : 1238
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 18/04/2021 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077