HIRA FANEVA FAHA-25 TAONA OFS Anosivavaka (Miantsan'ny Zava-boa'art Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIRA FANEVA 25 TAONA
Ordre Franciscain Seculier Anosivavaka
Taon-jaobily izao no diavina
Ambanin'ny fiarovan'i Md Fransoa
Taom-pahasoavana tsy hay adinoina
Ho marika hatrany hoe mijoro ny finoana
Ka na amin'ny mora, na amin'ny sarotra
Fiadanana, hafaliana no handrakotra
Fiv :
25 zgko taona izay no nodiavina
25 taona hitsingerina
Izy Tompo no niandohana, Izy koa no hiafarana
Mirafeta eo Aminy fa Izy no tononkira.serasera.org vato velona
I Md Fransoa ho Ray mpitarika
Hanaja zava-boaary endrik'Andriamanitra
Fahantrana, fanekena sy fahadiovana no ho kendrena
Hitombo isan'andro ny soa horatovina
Amin'ny alalan'ny Pretra nanaiky hanovozana
Tsy ho taona handalo na tsaroana libnxfrg fotsiny ihany
Fa hanehoana finoana, kxmf hanamafy fatorana
Hitondra ny Evanjely eo amin'ny fiainana
Ary ny fiainana ao amin'ny Evanjely
Hisaorana ny Ray, Zanaka sy ny Fanahy
I Masina Maria, Reny tia, ka tsy hanahy
Ilay zoky sady Ray mpanorina, i Md Fransoa
Fiorety ho ravaky ny fikambanana
Tanora fransiskanina ho fanilo fanasina
OFS ho ohatra hanabe, hampiombona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Miantsan'ny Zava-boa'art AnosivavakaVisites : 1115
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : NinaJaonary
Date : 16/11/2021 20:30