HIRA FANEVA FAHA-25 TAONA OFS Anosivavaka (Miantsan'ny Zava-boa'art Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIRA FANEVA 25 TAONA
Ordre Franciscain Seculier Anosivavaka
Taon-jaobily izao no diavina
Ambanin'ny fiarovan'i Md Fransoa
Taom-pahasoavana tsy hay adinoina
Ho marika hatrany hoe mijoro ny finoana
Ka na amin'ny mora, na tononkira.serasera.org amin'ny sarotra
Fiadanana, hafaliana no handrakotra
Fiv :
25 taona izay no nodiavina
25 taona hitsingerina
Izy Tompo no niandohana, Izy koa no hiafarana
Mirafeta eo Aminy fa Izy no vato velona
I Md Fransoa ho Ray mpitarika
Hanaja zava-boaary endrik'Andriamanitra
Fahantrana, fanekena sy fahadiovana no ho kendrena
Hitombo isan'andro ny soa horatovina
Amin'ny alalan'ny Pretra nanaiky hanovozana
Tsy ho taona handalo na tsaroana fotsiny ihany
Fa hanehoana finoana, hanamafy fatorana
Hitondra ny Evanjely eo amin'ny fiainana
Ary ny fiainana ao amin'ny Evanjely
Hisaorana ny Ray, Zanaka sy ny jotj Fanahy
I Masina Maria, Reny tia, ka mzkxfxi tsy hanahy
Ilay zoky sady Ray mpanorina, i Md Fransoa
Fiorety ho ravaky bzmwyt ny fikambanana
Tanora fransiskanina ho fanilo fanasina
OFS ho ohatra hanabe, hampiombona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miantsan'ny Zava-boa'art AnosivavakaHits : 1113
Likes : 2 Like
Created by : NinaJaonary
Date : 16/11/2021 20:30