Ianao (Mi-Tsanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahatazana anao
Toa foana ny alokin'ny androko
Tsy aiko intsony izany aleha
Fa izaho Lasa Jamba tononkira.serasera.org aminao
F'ilay tsikinao manazava amin'ny androm-piainako
Rehefa EO ianao
Ref:Tiko anao, efa ianao ianao irery ihany
Tsy hiova mihintsy izany
uthg Tsapako avy ao am-poko ,f'efa ianao ianao crlsgbgv ianao ilay nantenaiko
Nofinofy hatrizay
Tiko ho raha tsapanao fa ireo fotoana EO anilanao
No ahalalako ny atao hoe fitia
Tena babo , eny tena Tia
Tiko anao, efa ianao ianao irery ihany
Tsy hiova mihintsy izany
Tsapako avy ao am-poko ,f'efa ianao ianao ianao ilay nantenaiko
Nofinofy hatrizay
Satriko fona ianao ianao
No ato am-poko mandrakizay.. ho ato am-poko MANDRAKIZAY
Réf:Tiko anao, efa ianao ianao irery ihany
Tsy hiova mihintsy izany
Tsapako avy ao am-poko ,f'efa ianao ianao ianao ilay nantenaiko
rbhcjchj Nofinofy Mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mi-TsantaVisites : 1019
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 02/01/2025 21:35