Ianao (Mi-Tsanta)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahatazana anao
Toa foana ny alokin'ny androko
Tsy aiko intsony izany aleha
Fa izaho Lasa Jamba aminao
F'ilay tsikinao manazava amin'ny androm-piainako
Rehefa EO ianao

Ref:Tiko anao, efa ianao ianao irery ihany
    vaqkrg     Tsy hiova mihintsy izany
        Tsapako avy ao am-poko ,f'efa ianao ianao ianao ilay nantenaiko
        Nofinofy hatrizay

Tiko ho raha tsapanao fa ireo fotoana EO anilanao
No ahalalako ny atao hoe fitia
Tena babo , eny tononkira.serasera.org tena Tia
Tiko anao, efa ianao ophg ianao irery ihany
Tsy hiova mihintsy izany
Tsapako avy ao am-poko ,f'efa ianao ianao ianao ilay nantenaiko
Nofinofy hatrizay

Satriko fona ianao ianao
No ato am-poko mandrakizay.. ho ktoxwivg ato am-poko MANDRAKIZAY

Réf:Tiko anao, efa ianao ianao irery ihany
        Tsy hiova mihintsy izany
        Tsapako avy ao am-poko ,f'efa ianao ianao ianao ilay    nantenaiko
        Nofinofy Mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mi-Tsanta
Hits : 1052
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 02/01/2025 21:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287