Tokana ihany (MED'S CHOIR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahavariana izao tontolo izao     nnnnwofr                    
Mahasondriana feno zava-baovao
Saingy ireny ve…
(Tena mahasoa)
Saingy ireny ve…
(Tsara avokoa)

Mahasarika ny etsy sy eroa
Mahaverivery saina feno fanaranam-po
Saingy ireny ve…
(Tena mahasoa)
Saingy ireny ve…
(Tena tsara avokoa)

Ref: oh ohoh
Tokana ihany raha ny  zavatra ilaina
Rendrarendran-tany ve no haningotra ny aina
oh ohoh
Tsy aleo ihany ve mandray ny famonjena  ohoh
Mba anananao fiainana mandrakizay
Oh  ohoh
Mba saino ihany re izay hiafarana
Tsy ilaozanao mitady ‘zay  hampamirana ny saina
Oh ohoh
Fa diniho ihany re ny loza mitatao oh
Raha toa ka tsy horaisinao tononkira.serasera.org ny famindram-pony

Diso zavatra iray loha ianao                            zhpa
Raha wbbtus toa ka mikatsaka an’izao tontolo izao
Saintsaino re…
(‘zay tokony atao)
Saintsaino re…
(Ho aiza ny fanahinao?)

Inona ny soa ho azon’ny olona iray izay
Mahazo ny rehetra nefa very ny fanahy
Saintsaino re…
(‘zay tokony atao)
Saintsaino re…
(Ho aizany fanahinao?)

Ref x 1

Eh yeh !Eh yeh! Eh yeh!(tokana ihany...)
Eh yeh !eh yeh! Eh yeh!(tokana ihany...)
Eh yeh !eh yeh! Eh yeh!(tokana ihany...)
Eh yeh !eh yeh! Eh yeh!

Ref x 1

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MED'S CHOIR
Visites : 1304
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : eliopatrick
Date : 07/08/2018 17:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0891