Dadako (Mdjette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena miadana aho ry dada
Sambatra zdrusn eo anilanao
Lavitry ny fahoriana rakofan’ny fitiavanao
Tsaroako mamy ny mangidy
Amin’izao fotoana izao
Satria tontosanao ny adidy
Hany ka finaritra aho

   Dada malalako
   Mamin’ny fiainako
   tononkira.serasera.org Ankatoaviko lalaiko
  yuhwx  Ny hanadino anao tsy haiko

Raha tafasaraka aho
Tafasaraka aminao
Alahelo tsy hay zakaina mitambesatra ao togtaz an-tsaina
Ka ny azonay atao
Dia mivavaka ho anao
Sy hanolo-pahendrena
Eny, fitia tsy hay resena

Fiverenana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mdjette
Vangy : 2762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RjKara
Daty : 30/10/2004 08:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2687