Tsy sitrako (Mamy Rakotoarimalala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
- Tsy sitrako izao -
Mamy Rakotoarimalala

A/C : Mamy Rakotoarimalala


Tsaroako tsy maty vonoina ao anaty
‘reo andro lasa niaraha-nikalo
nisoko mangina ka mila tsy ho tanty
namolivoly toa oram-panala

Veloma,
Veloma e ry mamin’ny foko !
veloma no sisa hany hokaloiko
veloma kanefa ny dina natao ;
mety hamingana hanamotraka anao.

Na vsabakz xkoxcwrt mafy aza ny fahatsiarovana
Mamelona indray ny fo tia anao
Iniako hampanginina ho tra-pahalovana
satria fantatrao fa tsy sitrako izao

Veloma,
Veloma e ry mamin’ny foko !
veloma no sisa hany hokaloiko,
veloma kanefa ny dina natao
mety hamingana hanamotraka anao.

Ninia aho nikipy tsy hijery anao
dia hohaiko tononkira.serasera.org tokoa ny hamono avy hatrany
ny sentom-pitia tsy hiampita aminao
fa homeko vqrc olon-kafa iray any ho any !

Veloma,
Veloma e ry mamin’ny foko !
veloma no sisa hany hokaloiko,
veloma kanefa ny dina natao ;
mety hamingana hanamotraka anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamy Rakotoarimalala
Visites : 323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tanjaka
Date : 07/08/2025 01:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.127