Zoky (Mamina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ampianaro aho Zoky tononkira.serasera.org a
mba ho tonga olom-banona toa anao
moa ve mbola mahazo matoky aho
hoe afaka hanavotra izao nosy izao ?

firifiry moa ireo lasa jiolahy
nanimba ny firenena ?
miangavy Zoky o, torohy avpjs fahendrena
ny tanora kely manambady
anefa ny saina tsy vonon-kitady
ka ny firenena no mivarina an-kady

ampianaro aho Zoky a
mba hanana toe-po mahay mifandray
moa ve mbola mahazo matoky aho
hoe i Gasikara tena hitambatra iray?

ka ho foana ny saina maloto
ratsiratsy fomba toa jiolahimboto
maniry mafy ny hisian’ny adim-poko
i Gasikara anefa hatrizay
nataon-Janahary ho nosy iray
tsy bqhdwrh afa-misaraka mandrakizay

ampianaro aho Zoky a
mba ho fantra-panaja ny zava-boahary
moa ve mbola mahazo matoky aho
hoe ity nosy mena mbola ho nosy naturally ?

efa hita, iaraha-mahalala
ireo vahiny mitsandraka tsy mteyu ara-dalàna
miangavy Zoky o, roasy mba hiala
ampahafataro azy hoe izany Gasy izany
mankafia ny natiota sy ny voahary
fa tsy azon'io tambazana an’izany vola izany

aiza ? aiza ho aiza?
aiza ianao zoky o?
fa mila anao ny firenena
iza ? anefa iza ?
iza loatra ianao?
ra efa lasa any ankoatra mba miverena


Razafindrakoto Amboara Sergio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamina
Visites : 24
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sergioamboara
Date : 27/09/2026 10:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278