Tena Tiako Ianao (Mamina sy Ravaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manaiky aho malala manomboka androany,
Tena tia anao fa tsy mihaniany,
Tsy hampanantena kintana zugy na volana ho anao
Fa ny foko no omeko izao dia izao.

Na sarotra aza ny ady mbola ho aleha,
Ataoko tsara fatotra ny kofehy,
Ka sanatria raha hoe hivaha
N'inon'inona lalovana,
Tena tia anao aho f'aza manahy.

Raiso ny tanako fa ianao no anjarako
Na mangidy na mamy dia hiroso hatrany malala o!

Na iza hanakana na koa hanakona ny maso,
Tsy misy hatakaloko anao,
Na anaty oram-baratra na fingana, ankaso
Ho eo tononkira.serasera.org foana aho hiaro anao,
Hiaina fahasambarana tsy takatry ny saina,
Hamirapiratra vao maraina,
Malala o! tena tiako ianao.

Faniriako efa hatry ny ela anie ny ho tantananao
Ity foko tsy mahay qjfj manafina fa 'zaho koa tia anao.

Raiso ny tanako fa ianao no anjarako
Na mangidy na mamy dia hiroso hatrany malala o!

Na iza hanakana na koa hanakona ny maso,
Tsy misy hatakaloko anao,
Na anaty oram-baratra na fingana, ankaso
Ho eo foana aho hiaro anao,
Hiaina fahasambarana tsy takatry ny saina,
Hamirapiratra vao maraina,
Malala o! tena oepstvty tiako ianao.

Oh! oh! oh! oh!

Na iza hanakana na koa hanakona ny maso,
Tsy misy hatakaloko anao,
Na anaty oram-baratra na fingana, ankaso
Ho eo foana aho hiaro anao,
Hiaina fahasambarana tsy takatry ny saina,
Hamirapiratra vao maraina,
Malala o! tena tiako ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mamina sy Ravaka
Visites : 22806
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 22/11/2023 14:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6087