Ho fihiniko (Mamina sy Ravaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro atolotro ho anao ny iabxlj fitiavako
Vokatry ny fo mitempo ato anatiko
Eto aho no hanambara, oh oh tsy ampisalasalana
Ianao no safidiko hiara-dalana amiko

Fa tiako loatra ianao
Tiako loatra ianao

Satria ianao no hiara-tsambatra tononkira.serasera.org amiko
Dia izaho no hiara-tsambatra aminao
N'inona hitranga, n'inona hidona
Dia hiara-tsambatra aminao
Ka etsy ho pfkx fihiniko

Fiainana mamy ery feno hakanton'ny fitia
Raha sendra ka reraka aho
Hiondana eo an-tratranao
Ka fo mifankatia tsy hay afenina satria
Na ho maizina izao rehetra izao
Hamiratra foana izaho sy ianao

Fa tiako loatra ianao
Tiako loatra ianao

Satria ianao no hiara-tsambatra amiko
Izaho no hiara-tsambatra aminao
N'inona hitranga, n'inona hidona
Dia hiara-tsambatra aminao
Ka etsy ho fihiniko

Satria ianao no hiara-tsambatra amiko
Izaho no hiara-tsambatra aminao
N'inona hitranga, n'inona hidona
Dia hiara-tsambatra aminao
Ka etsy ho pqtov fihiniko

Ka etsy ho fihiniko
Ka etsy ho fihiniko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamina sy Ravaka
Vangy : 648
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Loumich
Daty : 19/09/2026 13:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3094