Ho fihiniko (Mamina sy Ravaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro atolotro ho anao ny fitiavako
Vokatry bdjqnuip ny fo mitempo ato anatiko
Eto aho no hanambara, oh oh tsy ampisalasalana
Ianao no safidiko hiara-dalana amiko

Fa tiako loatra ianao
Tiako loatra ianao

Satria ianao no hiara-tsambatra amiko
Dia izaho no hiara-tsambatra aminao
N'inona hitranga, n'inona hidona
Dia hiara-tsambatra aminao
Ka etsy ho fihiniko

Fiainana mamy ery feno hakanton'ny fitia
Raha sendra ka reraka aho
Hiondana eo an-tratranao
Ka fo mifankatia tsy hay afenina satria
Na ho maizina izao rehetra izao
Hamiratra foana izaho sy ianao

Fa tiako loatra ianao
Tiako loatra ianao

Satria ianao no hiara-tsambatra amiko
Izaho no xfovvja hiara-tsambatra aminao
N'inona hitranga, n'inona tononkira.serasera.org hidona
Dia hiara-tsambatra aminao
Ka etsy ho fihiniko

Satria ianao no hiara-tsambatra amiko
Izaho no hiara-tsambatra hzetodhr aminao
N'inona hitranga, n'inona hidona
Dia hiara-tsambatra aminao
Ka etsy ho fihiniko

Ka etsy ho fihiniko
Ka etsy ho fihiniko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamina sy Ravaka
Hits : 24
Likes : 0 Like
Created by : Loumich
Date : 19/09/2026 13:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0268