Tia Ho Faly (Lucas Ravoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wmipuuos Sary iray ‘zay manako
Feo iray tsy re
Vina toa mijanona eto
Nofy navelanao teto
Veloma ianao mandra-pihaona
Tsy ho qimkrk ampy mihitsy tononkira.serasera.org ny fotoana
Tantara tsara fiafarana
Ho tody amin’ny fiandohana vaovao
Mianatra ny miaina indray aho
Ahona re zozbuuvd rehefa tsy eo ianao
Mba tia ho faly aho
Tsaroako indray ilay sarinao
Reko foana ilay feonao
Mijery avy lavitra no hataonao
Voasoratra ilay tantara vaovao
Andro iray izay nandrasana
Hifampitantana indray
‘reo feontsika roa hiara hikalo
Fa tena faly
Feo iray tsy re
Vina toa mijanona eto
Nofy navelanao teto
Veloma ianao mandra-pihaona
Tsy ho qimkrk ampy mihitsy tononkira.serasera.org ny fotoana
Tantara tsara fiafarana
Ho tody amin’ny fiandohana vaovao
Mianatra ny miaina indray aho
Ahona re zozbuuvd rehefa tsy eo ianao
Mba tia ho faly aho
Tsaroako indray ilay sarinao
Reko foana ilay feonao
Mijery avy lavitra no hataonao
Voasoratra ilay tantara vaovao
Andro iray izay nandrasana
Hifampitantana indray
‘reo feontsika roa hiara hikalo
Fa tena faly
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucas RavosonVangy : 3172
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lucasravoson
Daty : 14/03/2020 19:31
